所属专辑:东方爱婴科学C班音乐
歌手: 儿童歌曲
时长: 03:56
Tarika Sammy - Hendry (Madagascar) - Various Artists[00:00:01]
Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba[00:00:37]
Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa[00:00:40]
'Zay misaraka dia fasika[00:00:44]
F'izay mitambatra dia vato[00:00:47]
Ny hazo tokana anie tsy mba ala[00:01:12]
Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao[00:01:15]
Ny entan-jaray mora zaka[00:01:19]
Ny firaisan-kina ihany no hery[00:01:22]
Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery[00:02:42]
Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka[00:02:46]
Ny maty aza te ho maro[00:02:49]
Ary ny be ihany no basy[00:02:53]
'Ray donak'afo hono iray dinidinika[00:03:11]
Valala iray aza hono hifanapahana[00:03:14]
'Zay iray vatsy iray aina[00:03:18]
Izaho ho tokinao ianao ho tokiko[00:03:21]