• 转发
  • 反馈

《Raitra》歌词


歌曲: Raitra

歌手: Tarika

时长: 03:56

播放 下载lrc歌词 下载纯文本歌词

Raitra

Raitra (Big Island Radio Mix) - Tarika[00:00:00]

Midobodoboka tsy mijanona ny foko[00:00:13]

Mierika ny masoko mitady tsy mahita[00:00:16]

Ny eritreritro tsy mety fa manjohy anao hatrany[00:00:19]

Manontanty mitomany[00:00:22]

Mitamberina ao an tsaiko ireo vetso po tanaty[00:00:25]

Nobitsihinao mangina am poto tsofiko eo mazna[00:00:28]

Rehefa injay isika resin'torimaso iny[00:00:31]

Fa any ianao izay ry tiako[00:00:34]

Eto aho mitanisa ireo zavatra efa vita dia malahelo[00:00:37]

Malahelo[00:00:42]

Tsy hanazava h** atraiza ny hery miafina[00:00:44]

Nanosika antsika ho tody teo[00:00:47]

Tody teo aloha isika teo amin'ny toerana avo indrindra[00:00:50]

Tsy hain'iza ho azavaina[00:00:56]

Tsy vitan'iza ho ravna[00:01:00]

Tsy tiako hovna intsony lasa zarako aza ianao[00:02:06]

Mifanojo lalana amiko[00:02:09]

Saingy tsy ho zakako intsony ny hanafina[00:02:12]

Na hanarona ny toe draharaha misy[00:02:15]

Marina fa be ny olana raha ho visaina[00:02:19]

Ireo tsy tia sy fahavalo koa hanenjika avy hatrany[00:02:21]

Kanefa izany ve no hamoizako anao[00:02:25]

Vao may mitombo ny fitiavako miha romotra[00:02:28]

Enga anie ianao hiandry ahy fa izaho[00:02:31]

Dia hiandry anao foana e[00:02:34]

Ny lalana nodiaviko mety tsy ho itanao[00:02:37]

Tsy misy toa anao izay tojo azy[00:02:40]

Ianao irery ihany no toa anao[00:02:43]

Ianao no ho ahy e[00:02:47]

Tsy mila olon kafa aho tsy itady an'iza n'iza[00:02:50]

Fa ianao irery ihany[00:02:53]

Tsy aiko intsony ny manafina[00:03:02]

Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho[00:03:04]

Ny fiatsapazako avy atrany[00:03:09]

Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao[00:03:11]

Mitoy tsy ankijanona mikoriana[00:03:15]

Hatrany hatrany ao anatiko ao e[00:03:18]

Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray[00:03:22]

Hampionona ahy rahoviana[00:03:25]

Tsy aiko intsony ny manafina[00:03:27]

Efa fantatrao izany ka aza omena tsiny aho[00:03:30]

Ny fiatsapazako avy atrany[00:03:34]

Ny ranomasoko nijohy teo am pandehananao[00:03:37]

Mitoy tsy ankijanona mikoriana hatrany[00:03:41]

Hatrany ao anatiko ao e[00:03:43]

Rahoviana ianao ry tiako vao ho tonga eto indray[00:03:47]

您可能还喜欢Tarika的歌曲: